Entrée | 1 tany dilatra |
Mots élémentaires | 2 tany, dilatra |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] tany vonton-drano, fotaka 5 [1.13][tanidilatra] fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy |
Explications en anglais |
6 [1.2] clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga |
Explications en français |
7 [1.3] Limon, terre humide 8 [1.13][tanidilatra] alluvion |
Vocabulaire |
9 Géologie |
Synonymes | 10 tany ditra |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |